Teny iditra | 1 feno hipoka |
Singan-teny | 2 feno, hipoka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] jammed full |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] bondé |
Ohatra |
7 Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470#51] 8 feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |